-
“Ilay Voafidiko Sady Sitraky ny Foko”!Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Ny amin’ny zavatra taloha, dia indreo, efa miseho; ary zava-baovao kosa no toriko izao; na dia tsy mbola miposaka aza ireny, dia ambarako aminareo.” (Isaia 42:8, 9)
-
-
“Ilay Voafidiko Sady Sitraky ny Foko”!Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Tsy maintsy ho tanteraka àry ilay izy, ary dia tanteraka tokoa. Tena Loharanon’ny zava-baovao tokoa i Jehovah Andriamanitra, ary hampahafantariny ny vahoakany mialoha izy ireny. Ahoana no tokony ho fihetsitsika?
-