-
Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra MarinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
5, 6. Fanomezana mampahery inona avy no nataon’i Jehovah ho an’ny Isiraely, ary inona no vokany?
5 Mahafinaritra sy mamelombelona erỳ ny tenin’i Jehovah nanaraka! Hoy izy: “Handatsaka rano amin’izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin’izay tany karankaina; eny, handatsaka ny Fanahiko amin’ny taranakao Aho ary ny fitahiako ho amin’ny terakao;
-
-
Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra MarinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
Na any amin’ny tany mafana sy maina aza, dia ahitana hazo mirobona manaraka ny moron’ireo loharano. Rehefa manome ny ranon’ny fahamarinana mamelona i Jehovah, ka mandrotsaka ny fanahiny masina, dia hiroborobo fatratra ny Isiraely, toy ny hazo eny amoron’ny rano mandeha. (Salamo 1:3; Jeremia 17:7, 8) Hanome ny vahoakany ny tanjaka hilainy mba ho vavolombelona hanamarina ny maha Andriamanitra azy àry i Jehovah.
-