-
Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra MarinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
17. Inona no tokony ho noraisin’ny Isiraely am-po?
17 Avy eo dia niangavian’i Jehovah hahatsiaro ny andraikiny sady tombontsoany ny Isiraelita: Ny ho vavolombelony! Hoy izy: “Tsarovy izany, ry Jakoba, dia hianao, ry Isiraely, fa mpanompoko hianao; noforoniko hianao ka mpanompoko; tsy hohadinoiko hianao, ry Isiraely ô,
-
-
Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra MarinaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
-
-
18. a) Nahoana ny Isiraely no nanana antony hifaliana? b) Ahoana no hanahafan’ny mpanompon’i Jehovah ny famindram-pony ankehitriny?
18 Tsy ny Isiraely akory no nanao an’i Jehovah. Tsy andriamanitra nataon’olombelona izy. I Jehovah kosa no nanao ny Isiraely mba ho mpanompony voafidiny. Ary hanaporofo ny maha Andriamanitra azy indray izy, rehefa hanafaka ilay firenena.
-