FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra Marina
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.

  • Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra Marina
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Isaia 44:21-

  • Nanambara Fahafahana Ilay Andriamanitra Marina
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Nanome toky ny vahoakany tamim-pitiavana izy fa, raha nibebaka izy ireo, dia havelany tanteraka ny fahotany, ka hafeniny toy ny hoe ao ambadiky ny rahona matevim-be. Endrey izany antony tokony hifalian’ny Isiraely! Manosika ny mpanompony ankehitriny hanahaka ny famindram-pon’i Jehovah ny ohatra nomeny. Afaka manao izany izy ireo, rehefa manampy an’ireo manao fahadisoana, ka mampiorina azy ireo ara-panahy indray, raha azo atao.—Galatiana 6:1, 2.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara