FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fampiononana ho An’ny Vahoakan’Andriamanitra
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • Ary nataoko eo am-bavanao ny teniko, ary ao amin’ny aloky ny tànako no nanaronako anao, hanao ny lanitra sy hanorina ny tany Aho ary hanao an’i Ziona hoe: Oloko hianao.” (Isaia 51:15, 16)

  • Fampiononana ho An’ny Vahoakan’Andriamanitra
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
    • 20. Inona ilay “lanitra” sy “tany” hiforona, rehefa hamerina an’i Ziona i Jehovah, ary teny feno fampiononana inona no holazainy?

      20 Mbola ilay vahoaka nanaovan’Andriamanitra fanekena ihany ny Jiosy, ary nomen’i Jehovah toky izy ireo fa hody any an-tanindrazany, ka hanaraka ny Lalàny. Hanorina an’i Jerosalema sy ny tempoliny indray izy ireo any, ary hiantsoroka indray ireo andraikitra voalazan’ilay fanekena nataon’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy. Hisy “tany vaovao” hiforona, rehefa hameno an’ilay tany indray ny Isiraelita tafody sy ny bibiny. Hisy “lanitra vaovao”, na fitondrana vaovao, hanapaka eo aminy. (Isaia 65:17-19 Hagay 1:1, 14) Hilaza amin’i Ziona indray i Jehovah hoe: “Oloko hianao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara