FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Efa Nataoko ao Am-bavanao ny Teniko”
    Mahasoa Anao Ireo Boky Nosoratan’i Jeremia Mpaminany
    • Sary, pejy 6

      Satria ny Mpamorona an’izao rehetra izao mihitsy no nieritreritra momba azy sy ny asa hataony.—Vakio ny Jeremia 1:5.

      7 Mbola tao an-kibon-dreniny i Jeremia dia efa nodinihin’Andriamanitra. Hitany hoe mety amin’ilay asa ilany azy izy.

  • “Efa Nataoko ao Am-bavanao ny Teniko”
    Mahasoa Anao Ireo Boky Nosoratan’i Jeremia Mpaminany
    • NIFIDY MPITONDRA TENY ANDRIAMANITRA

      8. Inona ny asa nanendrena an’i Jeremia, ary nanao ahoana ny fihetseham-pony tamin’izay?

      8 Tsy fantatsika hoe firy taona i Jeremia rehefa nilaza taminy Andriamanitra hoe: “Notendreko ho mpaminany ho an’ireo firenena ianao.” Efa ho 25 taona angamba izy, satria amin’izay ny mpisorona no manomboka ny asany. (Nom. 8:24)

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara