FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ‘Hanendry Mpiandry Iray Aho’
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
    • Voromahery iray mitondra rantsana hazo sedera.

      I Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona ilay voromahery lehibe voalohany (Fehintsoratra 6)

      Nesoriny tsy ho mpanjakan’i Joda i Joiakina (ilay “tendron’ny rantsany mbola tanora”) ary nentiny tany Babylona (ilay “tanànan’ny mpivarotra”).

  • ‘Hanendry Mpiandry Iray Aho’
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
    • 5. Ahoana no azo amintinana an’ilay ankamantatra?

      5 Vakio ny Ezekiela 17:3-10. Izao ilay ankamantatra raha fintinina: Nisy “voromahery lehibe” nanapaka ny “tendron’ny rantsany mbola tanora” teo amin’ny hazo sedera iray, dia namboleny tany amin’ny “tanànan’ny mpivarotra” ilay izy.

  • Faminaniana Momba ny Mesia: Ilay Hazo Sedera Lehibe
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
      • Voromahery iray mitondra rantsana hazo sedera amin’ny tongony, dia mitondra an’ilay izy mankany Babylona.

        1. Nentin’i Nebokadnezara nankany Babylona i Joiakina

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara