FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ‘Hanendry Mpiandry Iray Aho’
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
    • (Vakio ny Ezekiela 34:22-24.) “Hanendry mpiandry iray” Andriamanitra, ary antsoiny hoe “Davida mpanompoko” izy io. “Iray” ilay “mpiandry” voaresaka eo, ary milaza tokana ilay teny nadika hoe “mpanompoko.” Midika izany fa ho lasa mpanjaka handimby an’i Davida io Mpitondra io, ary hanjaka mandrakizay izy fa tsy hisy olon-kafa taranak’i Davida handimby azy.

      Mpiandry ondry iray mitarika ny andian’ondriny mamakivaky tany efitra.
  • ‘Hanendry Mpiandry Iray Aho’
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
    • 20, 21. a) Ahoana no nahatanteraka an’ilay faminaniana momba an’ilay mpitondra nantsoin’i Jehovah hoe “Davida mpanompoko”? b) Hanao ahoana ny hoavy, noho ilay “fifanekem-pihavanana” noresahin’i Ezekiela?

      20 Ahoana no nahatanteraka an’ilay faminaniana? Rehefa niantso an’ilay Mpitondra hoe “Davida mpanompoko” i Jehovah, dia i Jesosy no tiany horesahina, satria taranak’i Davida i Jesosy ka manan-jo ara-dalàna hitondra. (Sal. 89:35, 36) “Mpiandry tena tsara” izy tamin’izy tetỳ an-tany, ary na ny ainy aza nafoiny “ho an’ny ondry.” (Jaona 10:14, 15) Any an-danitra izao io Mpiandry io. (Heb. 13:20)

  • Faminaniana Telo Momba ny Mesia
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
    • 2. “Hanome sakafo azy ireo” ny mpanompoko “ka ho lasa mpiandry azy” (Ezekiela 34:22-24)

      ANDRO FARANY (1914 A.K.–AORIAN’NY ARAMAGEDONA)

      1. 1914 A.K.—Lasa Mpanjaka i Jesosy, “ilay manana zo ara-dalàna” ho Mesia Mpanjaka. Lasa Mpitondra sady Mpiandry izy

      2. 1919 A.K.—Notendrena hiandry ny ondrin’Andriamanitra ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina

        Lasa tafaray ny voahosotra tsy mivadika dia ny Mesia Mpanjaka no mikarakara azy ireo; nisy vahoaka be lasa tafaray amin-dry zareo tatỳ aoriana

      3. AORIAN’NY ARAMAGEDONA​—Haharitra mandrakizay ny zavatra tsara rehetra hataon’ilay Mpanjaka

      Hiverina any amin’ny toko 8, fehintsoratra 18-22

      3. “Mpanjaka iray ihany no hitondra azy rehetra” mandrakizay (Ezekiela 37:22, 24-28)

      ANDRO FARANY (1914 A.K.–AORIAN’NY ARAMAGEDONA)

      1. 1914 A.K.​—Lasa Mpanjaka i Jesosy, “ilay manana zo ara-dalàna” ho Mesia Mpanjaka. Lasa Mpitondra sady Mpiandry izy

      2. 1919 A.K.—Notendrena hiandry ny ondrin’Andriamanitra ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina

        Lasa tafaray ny voahosotra tsy mivadika dia ny Mesia Mpanjaka no mikarakara azy ireo; nisy vahoaka be lasa tafaray amin-dry zareo tatỳ aoriana

      3. AORIAN’NY ARAMAGEDONA​—Haharitra mandrakizay ny zavatra tsara rehetra hataon’ilay Mpanjaka

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara