FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Miatrika Fitsarana ny Bokin’i Daniela
    Diniho ny Faminanian’i Daniela
    • Am-polony taona maro tatỳ aoriana, i Daniela dia natsipy tao an-davaky ny liona, noho izy tsy nety nankato ny lalàna persanina iray izay tsy neken’ny feon’ny fieritreretany. (Daniela 3:6; 6:8-10).

  • Miatrika Fitsarana ny Bokin’i Daniela
    Diniho ny Faminanian’i Daniela
    • Ho an’ny Medianina sy ny Persanina anefa, dia masina ny afo. Koa nitady karazam-pamaizana feno habibiana hafa àry izy ireo. Noho izany, dia tsy mahagaga ny nampiasany ny lavaky ny liona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara