FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Voavonjy Tsy ho Azon’ny Vavan’ny Liona!
    Diniho ny Faminanian’i Daniela
    • 12. a) Inona no nataon’i Daniela, raha vao nahafantatra ilay lalàna vaovao izy? b) Iza no nitazana an’i Daniela, ary nahoana?

      12 Tsy ela dia nahafantatra ilay lalàna nametra ny fanaovana vavaka i Daniela. Avy hatrany izy dia nankany an-tranony ary niditra tao amin’ny efitranony ambony nisy varavarankely nivoha nanandrify an’i Jerosalema.b Tao i Daniela dia nanomboka nivavaka tamin’Andriamanitra, “satria fanaony hatramin’ny taloha izany”.

  • Voavonjy Tsy ho Azon’ny Vavan’ny Liona!
    Diniho ny Faminanian’i Daniela
    • b Ny efitrano ambony dia efitra manokan’ny olona iray, izay azony naleha, rehefa tsy naniry hohelingelenina izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara