FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fampiharihariana ny Zava-miafina Momba Ilay Hazo Lehibe
    Diniho ny Faminanian’i Daniela
    • Akory ny halehiben’ny famantarany! Ary akory ny herin’ny fahagagany! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara mandimby.” — Daniela 3:31-33

  • Fampiharihariana ny Zava-miafina Momba Ilay Hazo Lehibe
    Diniho ny Faminanian’i Daniela
    • Hoy ilay mpanjaka momba ny Andriamanitr’i Daniela: “Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay”. Tena nankalaza an’i Jehovah nanerana ny Empira Babylonianina tokoa ireo teny ireo! Ambonin’izany, dia fanindroany izao no nampisehoana tamin’i Nebokadnezara fa ny Fanjakan’Andriamanitra irery ihany no ‘mitoetra mandrakizay’. — Daniela 2:44.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara