-
Fampiharihariana ny Zava-miafina Momba Ilay Hazo LehibeDiniho ny Faminanian’i Daniela
-
-
7 Be lavitra noho izany anefa no noraketin’ilay nofy, satria hoy ny teny nanampin’i Nebokadnezara: “Nijery tamin’ny fahitan’ny lohako teo am-pandriako aho, ka, indro, nisy mpiambina masina anankiray nidina avy tany an-danitra.
-
-
Fampiharihariana ny Zava-miafina Momba Ilay Hazo LehibeDiniho ny Faminanian’i Daniela
-
-
8. Iza moa ilay “mpiambina”?
8 Nanana ny fomba fiheviny ara-pivavahana manokana momba ireo zavaboary ara-panahy tsara sy ratsy ny Babylonianina. Iza anefa io “mpiambina” avy tany an-danitra io? Nantsoina hoe “masina” izy io, satria anjely marina mpitondra tenin’Andriamanitra. (Ampitahao amin’ny Salamo 103:20, 21.)
-