-
Teny Efatra Izay Nanova Izao Tontolo IzaoDiniho ny Faminanian’i Daniela
-
-
12. Inona no noporofoin’ny tsy fahaizan’ireo olon-kendry?
12 Voala sarona ho mpisoloky àry ireo olon-kendry, ary ho fanaovana hosoka fotsiny ny fikambanany ara-pivavahana izay nohajaina fatratra. Nandiso fanantenana tanteraka izy ireo! Rehefa hitan’i Belsazara fa very maina foana ny nitokiany tamin’ireo mpivavaka ireo, dia vao mainka izy nihanatahotra, nihahatsatra ihany ny tarehiny, ary na dia ireo mpanolo-tsainy aza dia “vaka”.e — Daniela 5:9.
-
-
Teny Efatra Izay Nanova Izao Tontolo IzaoDiniho ny Faminanian’i Daniela
-
-
e Milaza ireo mpanao rakibolana fa ilay teny nadika eto hoe “vaka” dia toa milaza korontam-be toy ny hoe nivadika ho fifanjevoana ilay fiaraha-nikorana.
-