FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Hosea
    Ny Tilikambo Fiambenana—2007 | 15 Septambra
    • 2:23-25—Inona no tian’i Jehovah holazaina tamin’ny hoe: “Hafafiko ho Ahy amin’ny tany [i Jezirela]; ary hamindra fo amin’i Lô-rohama Aho”? Jezirela no anaran’ny zanaka lahimatoan’i Hosea tamin’i Gomera. (Hosea 1:2-4) Ny dikan’io anarana io dia hoe “Hamafy Voa Andriamanitra.” Milaza faminaniana izy io, dia ny hanangonan’i Jehovah ny sisa mahatoky amin’ny vahoakany tamin’ny 537 T.K., sy ny hanaparitahany azy ireo tany Joda toy ny voa nafafy.

  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Hosea
    Ny Tilikambo Fiambenana—2007 | 15 Septambra
    • Nampiharin’ny apostoly Paoly sy Petera tamin’ny fanangonana ny sisa amin’ny Israely ara-panahy ny Hosea 2:25.—Romanina 9:25, 26; 1 Petera 2:10.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara