FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-28 — Hosea
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
    • Ireo faminaniana maro nataon’i Hosea momba ny famerenana any amin’ny taniny dia tanteraka rehefa namory ny Joda sy ny Isiraely niaraka i Jehovah, ka ‘niakatra hiala tamin’ny tany’ nanaovana sesitany azy izy ireo, tamin’ny 537 al.f.i. — Hosea 1:10, 11; 2:14-23; 3:5; 11:8-11; 13:14; 14:1-9; Ezra 2:1; 3:1-3.

  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-28 — Hosea
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
    • Rehefa nanantitrantitra ny amin’ny hatsaram-panahin’i Jehovah amin’izay tsy mendrika akory, izay asehony amin’ireo fanaky ny famindram-po, i Paoly dia naka teny toy izao avy tao amin’ny Hosea 1:10 sy ny 2:23: “Araka izay lazainy eo amin’i Hosea hoe: ‘Hiantso ny tsy oloko hoe oloko Aho; ary ilay tsy malala hoe malala; ary any amin’ny tany izay nilazana taminy hoe: Tsy oloko hianareo, dia any no hiantsoana azy hoe zanak’Andriamanitra velona.’ ” (Rom. 9:25, 26). Nilaza tamin’ny fomba hafa ireo andalan-teny avy ao amin’ny Hosea ireo ihany, toy izao i Petera: “Dia hianareo izay tsy firenena akory fahiny, fa ankehitriny efa olon’Andriamanitra; izay tsy namindrana fo, fa ankehitriny efa namindrana fo.” — 1 Pet. 2:10.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara