FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mitenena ny Fiteny Madio ary Aoka Ianao ho Velona Mandrakizay
    Ny Tilikambo Fiambenana—1991 | 1 Aogositra
    • 18, 19. Inona no hevitry ny Zefania 3:1-5?

      18 Tamin’ny fanasiana fitenenana ny amin’i Jerosalema nivadika taloha sy ny mifanitsy aminy ankehitriny, dia ny fivavahana lazaina fa kristiana, dia izao no voalaza ao amin’ny Zefania 3:1-5: “Lozan’ny tanàna miodina sady voaloto, dia ilay mampahory!

  • Mitenena ny Fiteny Madio ary Aoka Ianao ho Velona Mandrakizay
    Ny Tilikambo Fiambenana—1991 | 1 Aogositra
    • 19 Samy nikomy tamin’i Jehovah sy nandoto tena tamin’ny fanompoam-pivavahana diso i Jerosalema fahiny sy ny fivavahana lazaina fa kristiana amin’izao andro izao. Niteraka fampahoriana ny fanao ratsin’ny mpitondra azy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara