-
Mitenena ny Fiteny Madio ary Aoka Ianao ho Velona MandrakizayNy Tilikambo Fiambenana—1991 | 1 Aogositra
-
-
Vavana sady mpamitaka ny mpaminaniny; mandoto izay masina ny mpisorony, eny, mamadika ny lalàna izy.
-
-
Mitenena ny Fiteny Madio ary Aoka Ianao ho Velona MandrakizayNy Tilikambo Fiambenana—1991 | 1 Aogositra
-
-
19 Samy nikomy tamin’i Jehovah sy nandoto tena tamin’ny fanompoam-pivavahana diso i Jerosalema fahiny sy ny fivavahana lazaina fa kristiana amin’izao andro izao. Niteraka fampahoriana ny fanao ratsin’ny mpitondra azy ireo. Na dia teo aza ireo fampitandreman’Andriamanitra niverimberina, dia tsy nihaino izy ireo ary tsy nanatona azy. Ireo lehibeny dia sahala amin’ny liona lian-dremby, tsy niraharaha tamim-pieboeboana ny fahamarinana. Toy ny amboadia nirangorango, ireo mpitsarany dia nandramatra ny rariny ho rovidrovitra. ‘Nandoto izay masina ny mpisorony, ary namadika’ ny lalàn’Andriamanitra.
-