-
Mahasoa Antsika ny Fahitana Hitan’i ZakariaNy Tilikambo Fiambenana (Fianarana)—2017 | Oktobra
-
-
Hoy izy: “Io no Faharatsiana.” Azo antoka fa nihoron-koditra i Zakaria nahita an’ilay vehivavy nandady saika hivoaka avy tao anatin’ilay sobika. Tonga dia natosik’ilay anjely niverina anefa izy, ary nosaronany tamin’ilay sarony mavesatra be ilay sobika. Inona no dikan’izany?
15 Hitantsika amin’io fahitana fahafito io fa tsy handefitra mihitsy i Jehovah raha misy manao ratsy eo anivon’ny fiangonana. Hataony izay tsy hielezan’ilay zava-dratsy ary hesoriny haingana ilay izy. (1 Kor. 5:13) Manaporofo an’izany ny nataon’ilay anjely. Nosaronany haingana tamin’ilay sarony mavesatra be ilay sobika.
Tsy navelan’i Jehovah ho voaloto mihitsy ny fivavahana aminy (Fehintsoratra 16-18)
-