FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ny miavonavona sy ny manetry tena
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
    • Ilay zioga feno hatsaram-panahy natolotr’i Jesosy dia ny fanoloran-tena tanteraka ho an’Andriamanitra, izay mahatonga antsika ho afaka hanompo ny Raintsika any an-danitra be fangoraham-po sy famindrampo. Ary ilay entana maivana atolotr’i Jesosy an’ireo izay manatona azy dia ny fankatoavana ireo zavatra takin’Andriamanitra mba hahazoana fiainana, dia ireo didiny voarakitra ao amin’ny Baiboly. Ary ny fankatoavana azy ireo dia tsy mavesatra velively.

  • Ny miavonavona sy ny manetry tena
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
    • Fa feno hatsaram-panahy ny ziogako ary maivana ny entako.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara