FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nanasa Olona Hanatrika Fanasambe Amin’ny Fampakaram-bady Ilay Mpanjaka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • “Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray nanao fanasambe tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.

  • Nanasa Olona Hanatrika Fanasambe Amin’ny Fampakaram-bady Ilay Mpanjaka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Nilaza hoe “fanjakan’ny lanitra” i Jesosy teo am-piandohan’ilay fanoharany. Tsy maintsy ho i Jehovah Andriamanitra àry ilay “mpanjaka.” Tonga dia mazava koa hoe ilay Zanak’i Jehovah nilaza an’ilay fanoharana no zanaky ny mpanjaka. Ireo nasaina kosa dia ireo hiara-manjaka amin’ilay Zanaka ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara