FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nanasa Olona Hanatrika Fanasambe Amin’ny Fampakaram-bady Ilay Mpanjaka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Ary nirahiny ny mpanompony hiantso an’ireo nasaina ho amin’ilay fanasambe, kanefa tsy nety ireo nasaina.” (Matio 22:2, 3)

  • Nanasa Olona Hanatrika Fanasambe Amin’ny Fampakaram-bady Ilay Mpanjaka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Iza ireo nasaina voalohany? Iza no voalohany nitorian’i Jesosy sy ny apostoly momba an’ilay Fanjakana? Ny Jiosy. (Matio 10:6, 7; 15:24) Nanaiky hanao ny fifaneken’ny Lalàna ny Jiosy tamin’ny 1513 T.K. ka ny fireneny no voalohany afaka ny ho anisan’ilay “fanjaka-mpisorona.” (Eksodosy 19:5-8) Oviana izy ireo no nantsoina ho amin’ilay ‘fampakaram-bady’? Hita fa nanomboka tamin’ny taona 29 izany, rehefa nanomboka nitory momba ny Fanjakan’ny lanitra i Jesosy.

      Ahoana no nataon’ny ankamaroan’ny Israelita rehefa nasaina? Nilaza i Jesosy fa “tsy nety” nandeha izy ireo. Tsy neken’ny ankamaroan’ny mpitondra fivavahana sy ny vahoaka hoe i Jesosy no Mesia sy Mpanjaka voatendrin’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara