-
Fanoharana ny amin’ny fanasana amin’ny fampakaram-badyIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Ary naniraka ny mpanompony hiantso ireo izay nasaina ho amin’ny fampakaram-bady izy, fa tsy nety ho avy ireo.”
-
-
Fanoharana ny amin’ny fanasana amin’ny fampakaram-badyIlay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
-
-
Ny vahoakan’ilay Mpanjaka dia ny olon’ny Isiraely, izay, rehefa nampidirina tao amin’ny faneken’ny Lalàna tamin’ny 1513 al.fan.ir., dia nahazo ny fahafahana ho tonga “fanjaka-mpisorona”. Tamin’izany fotoana izany àry no natolotra azy ireo tany am-boalohany ny fanasana ho amin’ny fampakaram-bady.
Ny fiantsoana voalohany natao tamin’ireo izay nasaina, anefa, dia tsy nalefa raha tsy tamin’ny fararanon’ny taona 29 am.fan.ir., rehefa nanomboka ny asa fitoriana ilay Fanjakana i Jesosy sy ny mpianany (ireo mpanompon’ny mpanjaka). Tsy nety tonga anefa ireo Isiraelita ara-nofo izay nandray io fiantsoana nalefan’ny mpanompo io, nanomboka tamin’ny taona 29 am.fan.ir. ka hatramin’ny taona 33 am.fan.ir.
-