FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ny fanoharana ny amin’ny fanasana amin’ny fampakaram-bady
    Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Aprily
    • Ary izy naniraka ny mpanompony hiantso izay efa nasaina mba hankao amin’ny fampakaram-bady; fa tsy nety ho avy ireo.”

  • Ny fanoharana ny amin’ny fanasana amin’ny fampakaram-bady
    Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Aprily
    • Ny vahoakan’ilay Mpanjaka dia ny Isiraelita izay, rehefa nampidirina tao amin’ny faneken’ny Lalàna tamin’ny 1513 alohan’ny fanisan-taona iraisana, dia nahazo ny fahafahana ho tonga “fanjakà-mpisorona”. Tamin’izany fotoana izany àry no natao ho azy ireo ny fanasana ho amin’ny fampakaram-bady.

      Tamin’ny fararanon’ny 29 amin’ny fanisan-taona iraisana anefa vao re ny antso voalohany natao tamin’ireo izay nasaina, rehefa nanomboka ny asa fitoriana ilay Fanjakana i Jesosy sy ireo mpianany (ireo mpanompon’ny mpanjaka). Tsy naniry ho tonga anefa ireo Isiraelita ara-nofo izay nandray ny antso nataon’ireo mpanompo, nanomboka tamin’ny taona 29 amin’ny fanisan-taona iraisana ka hatramin’ny taona 33.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara