FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nanasa Olona Hanatrika Fanasambe Amin’ny Fampakaram-bady Ilay Mpanjaka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Mbola afaka niova hevitra anefa ny Jiosy, satria hoy i Jesosy: “Naniraka mpanompo hafa indray [ilay mpanjaka], ka nilaza hoe: ‘Lazao amin’ireo nasaina hoe: “Efa voaomako ny sakafo antoandro, ary efa voavono ny ombiko sy ny biby nohataveziko, ka vonona ny zava-drehetra. Koa tongava atỳ amin’ny fanasambe.”’

  • Nanasa Olona Hanatrika Fanasambe Amin’ny Fampakaram-bady Ilay Mpanjaka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Nitranga izany tamin’ny vao niorina ny fiangonana kristianina. Mbola afaka ny ho anisan’ilay Fanjakana ny Jiosy tamin’io fotoana io. Nanda an’ilay fanasana anefa ny ankamaroany, ary nampijaly ny ‘mpanompon’ilay mpanjaka.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara