FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nahoana no Tsy Mitovy Amin’ny An’ny Fivavahana Hafa ny Fomba Ankalazan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Sakafo Harivan’ny Tompo?
    Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
    • Nahoana no misy mino hoe tena miova ho vatana sy ran’i Jesosy tokoa ilay mofo sy divay? Ny teny ampiasain’ny Baiboly sasany no mahatonga an’izany. Maro, ohatra, ny Baiboly mandika toy izao an’ilay tenin’i Jesosy momba ny divay: “Ity no rako.” Azo adika toy izao koa anefa io: “Midika ho rako ity.” (Matio 26:28, fanamarihana ambany pejy)e Nampiasa teny an’ohatra i Jesosy teo, toy ny efa fanaony.—Matio 13:34, 35.

  • Nahoana no Tsy Mitovy Amin’ny An’ny Fivavahana Hafa ny Fomba Ankalazan’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Sakafo Harivan’ny Tompo?
    Fanontaniana Fametraky ny Olona Momba ny Vavolombelon’i Jehovah
    • e Jereo ny A New Translation of the Bible, nataon’i James Moffatt sy ny The New Testament​—A Translation in the Language of the People, nataon’i Charles Williams ary ny The Original New Testament, nataon’i Hugh Schonfield.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara