FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Vonton’alahelo Izy ka Nivavaka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Niditra tao amin’ilay zaridaina i Jesosy avy eo ary nentiny i Petera sy Jakoba ary Jaona. Nanomboka nitebiteby mafy izy ka niteny tamin’izy telo hoe: “Vonton’alahelo aho, toy ny efa ho faty. Mijanòna eto ka miaraha miari-tory amiko.”—Matio 26:36-38.

  • Vonton’alahelo Izy ka Nivavaka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Tena nalahelo koa izy sao ho afa-baraka ny anaran’ny Rainy, satria hovonoina toy ny jiolahy izy. Nahantona teo amin’ny tsato-kazo toy ny mpanevateva an’Andriamanitra izy, ora vitsivitsy taorian’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara