FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nalana sarona tamin’ny alalan’ireo fanoharana ny amin’ny tanimboaloboka
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
    • Nanaraka izany, i Jesosy dia nampiseho fa ny fahadisoan’ireo filoha ara-pivavahana dia tsy noho izy ireo tsy nanompo an’Andriamanitra ihany akory. Tsia, fa tena olon-dratsy, olona ratsy fanahy tokoa izy ireo. “Nisy lehilahy tompon-trano iray”, hoy i Jesosy nitantara, “nanao tanimboaloboka, dia namefy azy manodidina, ary nihady famiazam-boaloboka tao izy sady nanangana tilikambo iray, ary dia navelany teo an-tanan’olona mpiasa tany izany, ka nandeha ho any an-tany hafa izy. Ary rehefa tonga ny vanin-taona fahavokarana, dia naniraka ny mpanompony izy hankany amin’ny mpiasa tany haka ny vokatra.

  • Nalana sarona tamin’ny alalan’ireo fanoharana ny amin’ny tanimboaloboka
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
    • Ny “mpanompo” dia ireo mpaminany izay nirahin’ny “tompon-trano”, i Jehovah Andriamanitra, ho any amin’ny “mpiasa” ny ‘tanimboalobony’. Ireo mpiasa tany dia ireo mpitondra nanam-pahefana teo amin’ny firenen’ny Isiraely izay ampahafantarin’ny Baiboly ho toy ny ‘tanimboalobok’Andriamanitra’.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara