FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fanoharana Roa Momba ny Tanimboaloboka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Nilaza fanoharana hafa i Jesosy mba hampisehoana fa ratsy fanahy koa ireo mpitondra fivavahana. Hoy izy: “Nisy lehilahy iray nanao tanimboaloboka, ka namefy azy manodidina sy nihady lavaka famiazam-boaloboka ary nanangana tilikambo. Nampanofainy tamin’ny mpamboly izy io, ary lasa nankany an-tany hafa izy. Rehefa tonga ny fotoam-piotazana, dia naniraka mpanompo ho any amin’ireo mpamboly izy mba handray ny ampahany amin’ny vokatry ny tanimboaloboka avy tamin’ireo.

  • Fanoharana Roa Momba ny Tanimboaloboka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • I Jehovah no tompon’ilay tanimboaloboka, ny firenen’Israely no tanimboaloboka, ary ny Lalàn’Andriamanitra no fefy niaro azy ireo. Naniraka mpaminany i Jehovah mba hampianatra ny vahoakany sy hanampy azy ireo hamoa voa tsara.

  • Fanoharana Roa Momba ny Tanimboaloboka
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Rariny i Jehovah raha nanantena azy ireo hamoa voa tsara, anisan’izany ny finoana ny Zanany na ny Mesia.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara