FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nahoana Ianao no Tokony Handoa Hetra?
    Mifohaza!—2003 | 8 Desambra
    • Saintsaino ny fananaran’i Jesosy ny mpianany. Fantatr’i Jesosy fa tena halan’ny Jiosy ny nandoa hetra tamin’ny fanjakana romanina. Nampirisihiny mafy anefa izy ireo hoe: “Aloavy amin’i Kaisara izay an’i Kaisara, fa amin’Andriamanitra kosa izay an’Andriamanitra.” (Marka 12:17) Mariho fa nampirisihin’i Jesosy handoa hetra, tamin’ilay fanjakana hamono azy tsy ho ela ny mpianany.

  • Nahoana Ianao no Tokony Handoa Hetra?
    Mifohaza!—2003 | 8 Desambra
    • a Tsy hoe ny hetra ihany akory no tian’i Jesosy horesahina, rehefa nilaza izy fa tokony haloa amin’i ‘Kaisara izay an’i Kaisara.’ (Matio 22:21) Hoy ny fanazavan’i Heinrich Meyer, ao amin’ny bokiny momba ireo lafiny miavaka amin’ny filazantsaran’i Matio: “Tsy ny hetra aloan’ny vahoaka ihany akory ilay hoe [izay an’i Kaisara] . . . fa tafiditra amin’izany koa izay rehetra ananany zo, amin’ny maha mpitondra eken’ny lalàna azy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara