-
“Zanak’Andriamanitra Tokoa Io”I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
-
-
Tsapan’i Jesosy fa toy ny hoe tsy niaro azy intsony ny Rainy, ka namela azy iharam-pitsapana faran’izay mafy mba hahitana raha tena tsy hivadika izy. Niantso mafy i Kristy hoe: “Ely, Ely, lamà sabaktany?”, izany hoe “Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no nahafoy ahy ianao?”
-