FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nody tany Kapernaomy
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
    • Avy eo i Jesosy dia namela ilay vahoaka, anisan’izany ireo nanakiana azy, hahita fampisehoana niavaka iray izay hampiharihary fa nanana fahefana ny hamela fahotana teto an-tany izy ary koa, fa ilay lehilahy niavaka indrindra niaina teto an-tany ny tenany. Nitodika tany amin’ilay olona nalemy izy ary nibaiko azy hoe: “Mitsangàna, batao ny fandrianao, ka modia any an-tranonao.”

  • Nody tany Kapernaomy
    Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany
    • Voamarikao ve fa nampifandraisin’i Jesosy tamin’ny aretina ny fahotana ary koa, fa niaraka tamin’ny fahazoana fahasalamana ara-batana ny famelana fahotana? Manazava ny Baiboly fa nanota i Adama razambentsika voalohany ka nandova ny vokatr’izany fahotana izany, izany hoe ny aretina sy ny fahafatesana, isika rehetra. Eo ambany fanapahan’ny Fanjakan’Andriamanitra anefa, i Jesosy dia hamela ny fahotan’ireo rehetra tia sy manompo an’Andriamanitra, ary avy eo dia hesorina avokoa ny aretina rehetra. Ho toy inona moa ny hatsaran’izany!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara