FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Sampany Mamokatra Izy Ireo Sady Naman’i Jesosy
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Tsy ampy anefa ny hoe tia an’i Jehovah Andriamanitra sy ny Zanany. Hoy mantsy i Jesosy: “Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo toy ny nitiavako anareo. Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny mahafoy ny ainy ho an’ny namany.

  • Sampany Mamokatra Izy Ireo Sady Naman’i Jesosy
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Jaona 15:10-14.

      Nanaporofo ny fitiavany i Jesosy, ora vitsivitsy taorian’izay. Nanome ny ainy izy mba hamonjena an’izay rehetra maneho finoana azy. Tokony handrisika ny mpanara-dia azy hifankatia sy hahafoy tena koa izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara