FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Zanak’Andriamanitra Tokoa Io”
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Nanatona an’ilay hazo fijaliana ny renin’i Jesosy, Salome, Maria Magdalena, ary Maria renin’i Jakoba kely apostoly.

      Niaraka tamin’i Maria renin’i Jesosy ‘teo akaikin’ny hazo fijaliana’ ny apostoly Jaona. Nalahelo be i Maria ka toy ny “voatrobaky ny sabatra”, rehefa nahita an’ilay zanaka naterany sy notezainy nijalijaly teo amin’ny tsato-kazo.

  • “Zanak’Andriamanitra Tokoa Io”
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
    • Jaona 19:25

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara