FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ambarao amim-pahasahiana ny Fanjakan’i Jehovah!
    Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
    • Tamin’ny fiasana mba hamelomana ny tenany sy ireo niara-niasa taminy i Paoly dia nampirisika koa ireo loholona mba hiasa mafy. (Asan’ny apostoly 18:1-3; 1 Tesaloniana 2:9). Raha manaraka izany fomba fanao izany isika ka manampy ny hafa mba hahazo ny fiainana mandrakizay, dia hahatakatra tokoa ny dikan’ny tenin’i Jesosy hoe: “Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray.” Ny hevitr’io fitenenana io dia hita ao amin’ireo Filazantsara, kanefa i Paoly ihany no nanonona azy io, satria nety ho naharay azy am-bava na avy tamin’ny tsindrimandry izy. Afaka mahita fahasambarana lehibe isika raha mahay mandà tena toa an’i Paoly. Nanome betsaka aoka izany avy tamin’ny tenany izy, hany ka nampalahelo mafy ireo loholona tao Efesosy ny nandehanany.

  • Ambarao amim-pahasahiana ny Fanjakan’i Jehovah!
    Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
    • (20:31-38).

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara