FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ambarao amim-pahasahiana ny Fanjakan’i Jehovah!
    Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
    • (22:1-30, MN )

  • Ambarao amim-pahasahiana ny Fanjakan’i Jehovah!
    Ny Tilikambo Fiambenana—1990 | 15 Septambra
    • Nasain’i Lysia nentina tao amin’ny tobin’ny miaramila àry i Paoly mba hadinina amin’ny kapoka hahafantarana ny antony nanoheran’ny Jiosy azy. Voasakana ny fikapohana an’i Paoly tamin’ny karavasy (fitaovana natao tamin’ny anja-koditra nisy vona na tapa-metaly na taolana naraikitra taminy), rehefa nanontany izy hoe: ‘Mety ve ny mikapoka lehilahy Romana sady tsy mbola nohelohina?’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara