FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mahafaly ny Fanantenantsika!
    Ny Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Martsa
    • Fa navela ho tonga zava-poana ny zavaboary, nefa tsy noho ny sitrapony fa noho ny sitrapon’ilay namela izany hitranga.

  • Mahafaly ny Fanantenantsika!
    Ny Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Martsa
    • Rom. 8:14-21

  • Mahafaly ny Fanantenantsika!
    Ny Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Martsa
    • 11 Nanome fanantenana ho an’ny olombelona i Jehovah, rehefa nampanantena fa hanafaka ny olona amin’ilay “menarana tany am-boalohany”, dia i Satana Devoly. Hanao an’izany amin’ny alalan’ilay ‘taranaka’ nampanantenaina izy. (Apok. 12:9; Gen. 3:15) I Jesosy Kristy no lehibe indrindra amin’io ‘taranaka’ io. (Gal. 3:16) Rehefa maty sy natsangana izy, dia afaka nanantena ho afaka amin’ny ota sy ny fahafatesana ny olombelona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara