FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nahoana Andriamanitra no Mamela ny Faharatsiana Hisy?
    Mivavaha Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina
    • dia isika izay nantsoiny koa, tsy ny avy amin’ny Jiosy ihany, fa ny avy amin’ny jentilisa koa.”—Romana 9:14-24.

  • Nahoana Andriamanitra no Mamela ny Faharatsiana Hisy?
    Mivavaha Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina
    • Ny Jiosy no voalohany nasaina ho isan’ireo olona ho any an-danitra ireo. Nanasa ny jentilisa Andriamanitra, tatỳ aoriana. Tsy nanery na iza na iza tamin’ireo mba hanompo azy i Jehovah. Nisy nomeny tombontsoa hiara-manjaka amin’ny Zanany ao amin’ny Fanjakany any an-danitra anefa tamin’ireo nanaiky sy nankasitraka ny fandaharany feno fitiavana. Efa ho vita izao ny fanomanana an’ireo olona ho any an-danitra ireo.—Lioka 22:29; Apokalypsy 14:1-4.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara