-
Manaova izay sitrak’i Jehovah amin’ny fanehoana hatsaram-panahyNy Tilikambo Fiambenana—1991 | 15 Oktobra
-
-
Ary izahay mpiara-miasa aminy dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana [nefa ho diso ny zava-kendren’, NW] ny fahasoavan’Andriamanitra [hatsaram-panahin’Andriamanitra amin’izay tsy mendrika akory, NW]
-
-
Manaova izay sitrak’i Jehovah amin’ny fanehoana hatsaram-panahyNy Tilikambo Fiambenana—1991 | 15 Oktobra
-
-
Tsy nirin’i Paoly ny handraisan’iza na iza ny hatsaram-panahin’i Jehovah Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy Kristy nefa ho diso ny zava-kendren’izany. Mety hitranga amintsika izany raha tsy manao ilay asa izay nahatonga antsika ho mendrika ny hanao azy io izany hatsaram-panahy amin’izay tsy mendrika akory izany.
-