FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Loza Amelezan’i Jehovah ny Kristianisma Anarana
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Toy ny hoe mitana toerana any an-danitra ny “kintana” na anti-panahy voahosotra sy ny voahosotra hafa, manomboka amin’ny fotoana anisiana tombo-kase azy ireo amin’ny fanahy masina, izay antoka fa manana lova any an-danitra izy ireo. (Efesianina 2:6, 7)

  • Loza Amelezan’i Jehovah ny Kristianisma Anarana
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • 31. a) Nahoana ny mpitondra fivavahan’ny Kristianisma Anarana no toy ny hoe latsaka avy ‘tany an-danitra’? b) Nahoana no lazaina fa ‘mangidy’ ny rano nomen’ny mpitondra fivavahana, ary inona no vokatr’izany teo amin’ny maro?

      31 Toy ny hoe latsaka avy any an-danitra ny mpitondra fivavahan’ny Kristianisma Anarana, satria nivadi-pinoana. Nafoin’izy ireo mantsy ilay toerana ambony notanany ‘tany an-danitra’, noresahin’i Paoly ao amin’ny Efesianina 2:6, 7.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara