FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Andriamanitra Telo Izay Iray
    Fandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
    • Kol. 1:15, 16, TV: “Izy [Jesosy Kristy] no endrik’ilay Andriamanitra tsy hita maso, ary izy koa no lahimatoa amin’ny zavaboary rehetra, satria izy no nampiasaina tamin’ny famoronana ny zavatra hafa rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.”

  • Andriamanitra Telo Izay Iray
    Fandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
    • 3) Tsy anisan’ny zavatra noforonina ve i Jesosy, raha jerena ny Kolosianina 1:16, 17 (Prot.)? Izao no voalaza ao: “Tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra ..., Izy no nahariana ny zavatra rehetra, sady ho Azy izany.” Ny teny grika hoe panta, avy amin’ny fototeny hoe pas, no nadika hoe “zavatra rehetra” eto. Adika hoe “hafa rehetra” io teny grika io ao amin’ny Filipianina 2:21 (DIEM). Mifanaraka amin’ny andininy rehetra momba ny Zanaka ny nandikan’ny TV azy io, ao amin’ny Kolosianina 1:16, 17 hoe: “Izy no nampiasaina tamin’ny famoronana ny zavatra hafa rehetra ... Tamin’ny alalany, ary ho azy, no namoronana ny zavatra hafa rehetra.” Anisan’ny zavaboary noforonin’Andriamanitra koa àry izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara