FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fanarahana ny Fivavahana Madio mba Hahatafita Velona
    Ny Tilikambo Fiambenana—1992 | 1 Martsa
    • “Raha misy manao azy ho mpivavaka [mpanolotra endriky ny fanompoam-pivavahana, NW], nefa tsy mamehy ny vavany, fa mamitaka ny fony, dia zava-poana ny fivavahan’izany olona izany [endriky ny fanompoam-pivavahan’izany olona izany, NW].

  • Fanarahana ny Fivavahana Madio mba Hahatafita Velona
    Ny Tilikambo Fiambenana—1992 | 1 Martsa
    • Jakoba 1:26

  • Fanarahana ny Fivavahana Madio mba Hahatafita Velona
    Ny Tilikambo Fiambenana—1992 | 1 Martsa
    • Asehon’i Jakoba fa mety ho toa tena tia fivavahana marina eo imason’ny tenany ny olona iray, kanefa mety ho zava-poana ny endriky ny fanompoam-pivavahana arahiny. Ny teny grika nadika eto hoe “zava-poana” dia midika koa hoe “tsy misy fotony, foana, tsy misy vokany, tsy misy ilàna azy, tsy manan-kery, tsy misy fahamarinana”. Izany dia mety hihatra amin’ny olona iray mihambo ho kristiana izay tsy namehy ny vavany ka tsy mampiasa azy mba hiderana an’Andriamanitra sy hampaherezana ireo kristiana namany. ‘Hamitaka ny fony’ izy amin’izay

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara