FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Petera 5:6, 7: “Manetre Tena eo Ambanin’ny Tana-maherin’Andriamanitra, ... ary Apetraho Aminy Daholo Izay Rehetra Mampanahy Anareo”
    Fanazavana Andinin-teny
    • ary apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo, satria miahy anareo izy.”​—1 Petera 5:6, 7, Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao.

      “Koa amin’izany manetre tena ambanin’ny tàna-maherin’Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ny fotoan’andro; ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo”​—1 Petera 5:6, 7, Fandikan-teny Protestanta.

      Inona no tian’ny 1 Petera 5:6, 7 holazaina?

      Nanome toky ny Kristianina ny apostoly Petera eo amin’ireo andininy ireo hoe azon’izy ireo atao ny mivavaka amin’Andriamanitra momba an’izay olana mahazo azy sy izay zavatra mampanahy azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara