FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-41 — Marka
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
    • Avy eo dia hitantsika niaraka tamin’i Petera tany Babylona i Marka, teo anelanelan’ny taona 62 sy 64 am.f.i. (1 Pet. 5:13).

  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-41 — Marka
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
    • Araka ny lovantsofina tany am-boalohany indrindran’i Papias sy i Origène ary i Tertullien, ny loharanon-keviny dia i Petera, izay nifaneraseran’i Marka akaiky.a Tsy niantso azy hoe “zanako” tokoa ve i Petera? (1 Pet. 5:13). Vavolombelona nahita maso saiky izay rehetra noraketin’i Marka an-tsoratra i Petera, hany ka nety ho avy tamin’i Petera no nahafantarany ireo filazalazana maro tsy hita ao amin’ireo Filazantsara hafa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara