-
Loza Voalohany: Ny ValalaApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
“Ary tahaka ny soavaly voaomana ho amin’ny ady no fahitana ireo valala. Ary nisy toa satroboninahitra toy ny volamena teo amin’ny lohany, ary ny tarehiny dia tahaka ny tarehin’olona,
-
-
Loza Voalohany: Ny ValalaApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
14. Nahoana no manondro tsara an’ireo Kristianina nahazo hery indray tamin’ny 1919 ny filazan’i Jaona?
14 Manondro tsara an’ireo Kristianina mahatoky nahazo hery indray tamin’ny 1919 izany. Toy ny soavaly vonona hiady izy ireo, ka hiady ho an’ny fahamarinana, araka ny tenin’ny apostoly Paoly. (Efesianina 6:11-13; 2 Korintianina 10:4) Nahita toa satroboninahitra teny an-dohan’izy ireo i Jaona. Tsy mety raha satroboninahitra tena izy no anaovan’izy ireo, satria tsy manomboka manjaka izy ireo raha mbola eto an-tany. (1 Korintianina 4:8; Apokalypsy 20:4) Toy ny efa mpanjaka sahady anefa izy ireo tamin’ny 1919. Rahalahin’ny Mpanjaka izy ireo, ary tahirizina ho azy ny satroboninahiny any an-danitra, raha tsy mivadika mandra-pahafatiny izy ireo.—2 Timoty 4:8; 1 Petera 5:4.
-
-
Loza Voalohany: Ny ValalaApokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
-
-
Manana tarehin’olona koa izy ireo. Manondro fitiavana izany, satria natao araka ny endrik’ilay Andriamanitra fitiavana ny olombelona. (Genesisy 1:26; 1 Jaona 4:16)
-