FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Loza Voalohany: Ny Valala
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • ary ny volony tahaka ny volom-behivavy, ary ny nifiny tahaka ny an’ny liona,

  • Loza Voalohany: Ny Valala
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Apokalypsy 9:7-

  • Loza Voalohany: Ny Valala
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Lava toy ny volom-behivavy ny volon’izy ireo, ka midika izany fa ankatoavin’izy ireo ny Mpanjakany, dia ilay anjelin’ny lavaka mangitsokitsoka. Toy ny nifin’ny liona koa ny nifin’ireo valala. Mampiasa ny nifiny mba hitsakoana hena ny liona. Afaka nandray ventin-kanina ara-panahy indray ireo voahosotra nanomboka tamin’ny 1919. Anisan’izany ireo fahamarinana momba ny Fanjakan’Andriamanitra, entin’i Jesosy Kristy, ilay “Liona avy amin’ny fokon’i Joda.” Manondro herim-po ny liona. Ilaina koa àry ny herim-po mba hahatakarana an’io hafatra mafonja io sy hanaovana azy io an-tsoratra, ary hanelezana izany eran-tany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara