FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Teraka ny Fanjakan’Andriamanitra!
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Ary tezitra tamin-dravehivavy ilay dragona, ka lasa nandeha niady tamin’ireo zanany sisa, izay nitandrina ny didin’Andriamanitra sy nanao ny asa fitoriana momba an’i Jesosy.” (Apokalypsy 12:16, 17)

  • Teraka ny Fanjakan’Andriamanitra!
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Tsy nijanona tanteraka ny fanenjehana, satria mbola tezitra ilay dragona hatramin’izao, ary manohy miady amin’ireo ‘manao ny asa fitoriana momba an’i Jesosy.’ Mbola misy Vavolombelona tsy mivadika gadraina any amin’ny tany maro, ary mbola misy ny maty, noho ny tsy fivadihany.

  • Teraka ny Fanjakan’Andriamanitra!
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Izany koa no nahafahana namokatra mpitory ny vaovao tsara enina tapitrisa mahery. Miaraka amin’ny sisa amin’ireo zanak’ilay vehivavy ny vahoaka be avy amin’ny firenena maro, ka mitandrina ny didin’Andriamanitra. Misaraka amin’izao tontolo izao, ohatra, izy ireo, madio fitondran-tena, tia ny rahalahy, ary mitory ny Fanjakan’ny Mesia. Porofoin’ny tsy fivadihan’izy ireo fa diso ny fiampangan’i Satana. Izany no milaza fa hifarana tsy ho ela i Satana sy ny tontolony.—Ohabolana 27:11.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara