FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Matahora an’Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy”
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Martsa
    • mamelombelona ny fahitana fahasivy ka miresaka ny amin’ny Zanak’ondry. Nitsangana teo an-tendrombohitra Ziona izy, miaraka amin’ny 144 000 izay novidiny toy ny voaloham-bokatra amin’ny olombelona. Na dia mbola manompo an’Andriamanitra eto an-tany aza ny sasany aminy, amin’ny heviny ara-panahy, ny 144 000 rehetra dia ‘mby eo an-tendrombohitra Ziona, dia Jerosalema any an-danitra’. (Hebreo 12:22.) Io fahitana io dia mampiseho amintsika ireo loholona 24 eo anoloan’ny seza fiandrianan’Andriamanitra, ka mety tokoa izany satria izy ireo dia mampiseho io antokon’ny kristiana voahosotra io ihany, jerena amin’ny zorony hafa: efa tafatsangana sady notendrena ho mpanjaka sy mpisorona.

  • “Matahora an’Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy”
    Ny Tilikambo Fiambenana—1989 | 15 Martsa
    • Apokalypsy 7:9; 14:1-5;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara