FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mihira Hiram-pandresena Vaovao
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany sady tsy nisy tsiny ireo.” (Apokalypsy 14:4, 5)

  • Mihira Hiram-pandresena Vaovao
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • 13. Nahoana no vady tsara ho an’i Jesosy Kristy ireo 144 000, ary inona no dikan’ilay hoe ‘manaraka foana ny Zanak’ondry izy ireo na aiza na aiza alehany’?

      13 Ankoatra izany, dia “tsy nisy lainga hita teo am-bavany.” Toa an’i Jesosy Kristy Mpanjakany izy ireo amin’izany. “Tsy nanota izy [Jesosy olombelona lavorary], ary tsy nahitana fitaka teo am-bavany.” (1 Petera 2:21, 22) Sady madio no marina ireo 144 000, ka ho vady madio ho an’ilay Mpisoronaben’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara