FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Nianjera i Babylona Lehibe!”
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • “Ary nahita aho, ary indro, nisy rahona fotsy, ary nisy tahaka ny zanak’olona nipetraka teo ambonin’ilay rahona, nanana satroboninahitra volamena teo amin’ny lohany sy antsy fijinjana maranitra teny an-tanany.

  • “Nianjera i Babylona Lehibe!”
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • Apokalypsy 14:14

  • “Nianjera i Babylona Lehibe!”
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
    • 22. a) Iza ilay manana satroboninahitra volamena sy mipetraka eo amin’ny rahona fotsy? b) Rahoviana no hahatratra ny fara tampony ilay fijinjana, ary amin’ny fomba ahoana?

      22 Fantatra avy hatrany hoe iza ilay mipetraka eo amin’ny rahona fotsy. Tahaka ny zanak’olona izy io, ary manana satroboninahitra volamena. Midika izany fa i Jesosy, ilay Mesia Mpanjaka hitan’i Daniela tamin’ny fahitana, io hitan’i Jaona io. (Daniela 7:13, 14; Marka 14:61, 62)

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara