FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Inona no Vokatr’ilay Asa Fijinjana?
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • Apokalypsy 14:14-16.

  • Inona no Vokatr’ilay Asa Fijinjana?
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • Hita koa hoe maika ilay asa matoa i Jehovah naniraka anjely hilaza hoe “masaka tanteraka ny vokatry ny tany.” Efa “tonga ny ora fijinjana”, ka mila atao haingana ilay izy.

  • Inona no Vokatr’ilay Asa Fijinjana?
    Efa Mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra!
    • 6. a) Oviana no nanomboka ny “fotoam-pijinjana”? b) Oviana vao tena nijinja i Jesosy? Hazavao.

      6 Zava-nitranga taorian’ny 1914 no resahin’ilay fahitana. Hitantsika ao mantsy fa manao satroboninahitra i Jesosy. (Dan. 7:13, 14; Apok. 14:14) Izy efa nanjaka àry no nasaina nijinja. (Apok. 14:15) Marina izany rehefa jerena ilay fanoharana momba ny vary. Nilaza i Jesosy ao hoe: “Ny fotoam-pijinjana dia ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity.” Nanomboka tamin’ny 1914 ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity. Tamin’io koa àry no nanomboka ny fotoam-pijinjana. Tsy tonga dia nijinja anefa i Jesosy tamin’izay. Tsy nilaza daty voafaritra tsara mantsy izy fa nilaza fotsiny hoe “amin’izay fotoana izay”, izany hoe mandritra an’ilay fotoam-pijinjana. (Mat. 13:30, 39) Izany tokoa no nitranga, rehefa jerena ny tantara. Mbola nanadio an’ireo voahosotra teo amin’ny lafiny ara-panahy aloha izy, tamin’ny 1914 ka hatramin’ny voalohandohan’ny 1919. (Mal. 3:1-3; 1 Pet. 4:17) Tamin’ny 1919 izy vao tena nanomboka “nijinja ny tany.” Nanendry ny mpanompo mendri-pitokisana izy tamin’izay, ary tonga dia nasainy nampirisika ny vahoakan’i Jehovah izy io hoe tena maika ny asa fitoriana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara